auto save

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2020-06-19 06:14:31 +01:00 committed by root
parent 2bd96ba086
commit bf40e7c07e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Die ny feo regniko avy lahatagny a dagnitra nijaka taminahy indraika koa hoe: ''Mandihana, alay ny horognan-taratasy mivelatra ijay egny antagnan'ny anjely mitsangagna eo ambon'ny ranomasina sy ambon'ny tany'' Aviteo die nenga tagny amin'ny anjely aho ary nijaka anajy ba hagnome anahy ny ho
Die ny feo regniko avy lahatagny a dagnitra nijaka taminahy indraika koa hoe: ''Mandihana, alay ny horognan-taratasy mivelatra ijay egny antagnan'ny anjely mitsangagna eo ambon'ny ranomasina sy ambon'ny tany'' Aviteo die nenga tagny amin'ny anjely aho ary nijaka anajy ba hagnome anahy ny horogna-taratasy bitike. Hoy ijy taminahy: ''Reso ny horognan-taratasy ary hano. Hampafaika ny ao an-trokanao ijany, fa ao agnaty vavanao koja die