auto save

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2020-06-19 07:11:24 +01:00 committed by root
parent 87b53ebbb2
commit 5756aef795
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aviteo ny anjely hitako nijangagna teo ambony ranomasina sy teo amin'ny tany, nanandratra ny tagnany havanana tagny an-dagntre. Ijy nianinana tamin'ny Ray ijay velogna mandrakijay doria, Ijy namorogna ny lagnitra sy je rehetra ao amin'ijany, ary ny ranomasina sy je rehetra ao agnatin'ny ijane, ary ny anjely nijaka hoe: ''Tsy hisy fembenana koa.
Aviteo ny anjely hitako nijangagna teo ambony ranomasina sy teo amin'ny tany, nanandratra ny tagnany havanana tagny an-dagntre. Ijy nianinana tamin'ny Ray ijay velogna mandrakijay doria, Ijy namorogna ny lagnitra sy je rehetra ao amin'ijany, ary ny ranomasina sy je rehetra ao agnatin'ny ijane, ary ny anjely nijaka hoe: ''Tsy hisy fembenana koa. Fa amin'ny andro raike laha efa hampagneno ny trompetrany ny anjely fahafito, die ho tanteraka