\v 12 Nivoria tamin'i Mosesy ny fokon'olon'Israely ka nijaka hoe: "Ho faty atoy antsena. Ho ripaka aby antsena abiaby! \v 13 Ijay abiaby magnanika, ijay magnantogna ny tabernakelin'i Yaveh, die ho faty. Die tsy mentsy ho faty ve antsena abiaby?"