1 line
278 B
Plaintext
1 line
278 B
Plaintext
\v 39 Laha nitondra an'io voria io tamin'ny Israely abiaby i Mosesy, die nalahelo mahare areo. \v 40 Nifoha maraim-be areo ka negnagne an-tampom-tendrombohitre ka nagnano hoe: "Indro, ito ahay, ka henga ho agny amin'ny toerana ijay nampagnantenain'i Yaveh, fa efa nagnota ahay." |