plt-x-tanala_num_text_reg/01/47.txt

1 line
209 B
Plaintext

\v 47 Fa tsy nisaina ny lelahy ijay taranak'i Levy,\v 48 satria nivoria tamin'i Mosesy i Yaveh hoe: \v 49 "Tsy mahajo magnisa ny fokon'i Levy anao na mampiditra an'aje amin'ny tamba-ben'ny fokon'olon'Israely.