1 line
285 B
Plaintext
1 line
285 B
Plaintext
\v 20 Nisaina ny agnaran'ny lelahy abiaby ijay rôpolo taogna na mihôtre afaka mienga an'ady laha tamin'ny taranak'i Robena, lahimatoan'i Israely, laha tamin'ny fireketana an-tsoratre ny antokon'ny rajambene sy ny havan-dreo.\v 21 Niisa 46.500 lahy areo laha tamin'ny fokon'i Robena. |