\v 1 Nivoria tamin'i Mosesy i Yaveh ka nagnano hoe: \v 2 "Mamboàra valifaty amin'ny Midianita nohon'ny namboarin-dreo tamin'ny Israelita. Laha vita ijay, die ho faty anao ka hangonina eo amin'ny olonao."