1 line
522 B
Plaintext
1 line
522 B
Plaintext
\v 1 Hoy Balama tamin'i Balaka: "Magnamboara alitara fito eto hôn'ahe ka magnomagna ahombilahy fito sy ondry fito." \v 2 Ka die nagnano ijay nangatahin'i Balama i Balaka. Die nagnome ahomby raike sy ondry raike teo amin'ny alitara abiaby i Balaka sy Balaka. \v 3 Die hoy Balama tamin'i Balaka hoe: "Mitsangagna eo akekin'ny fagnatitra orôna die hienga iaho. Mety ho avy hihaogna amin'ahe angamba Yaveh. Na ino na ino atorone an'ahe die hivorianiko aminao." Ka die nienga negnagne amin'ny tampo-kavôna tsy nisy hajo ijy. |