plt-x-tanala_num_text_reg/20/02.txt

1 line
240 B
Plaintext

\v 2 Tsy nisy rano hôn'ny vondrogna, ka niara-niangogna hanohitra an'i Mosesy sy Arona areo. \v 3 Nitaraigna tamin'i Mosesy ny fokon'olo. Hoy areo hoe: "Tsara kokoa laha maty manahaka ny Israelita akamanay maty teo agnatrehan'i Yaveh ahay!