plt-x-tanala_num_text_reg/19/14.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 14 Ijao ny lalàna laha misy olo maty ao an-day. Ijay abiaby megnao amin'ny lay sy ijay abiaby efa tao amin'ny lay die haloto mandritra ny fito andro. \v 15 Ny fipitrahan-draha mivoha abiaby tsy misy fognone die haloto. \v 16 Hôtran'ijay koa, na ija na ija agne avelagn'ny lay ka mikasika olo ijay matin-tsabatra, na fatin'olo hafa, na tôlagn'olo, na kobory- ijay olo ijay die haloto mandritra ny fito andro.