plt-x-tanala_num_text_reg/03/21.txt

1 line
290 B
Plaintext

\v 21 Ny fianakaviam-ben'ny Libnita sy ny Simeita die laha tamin'i Gersona. Io aby ny fianakaviam-ben'ny Gersonita. \v 22 Ny lelahy abiaby manomboka ray volagna no miakatre die nisaina, niisa 7.500. \v 23 Ny fianakaviam-ben'ny Gersonita die hitoby eo amin'ny ilane andrefagn'ny tabernakely.