plt-x-tanala_num_text_reg/33/08.txt

1 line
402 B
Plaintext

\v 8 Avy teo nienga laha tegne agnilan'i Pi Hahirota areo ka nomba tegne agnivon-dranomasina ho agny agn'efitre. Nandeha nandritra ny telo andro tagne agn'efitr'i Etama areo ka nitoby tao Mara. \v 9 Nienga tao Mara are ka avy tao Elima. Tao Elima die nisy loharano roe ambin'ny folo ary hajo rafia fitopolo. Tagne ny nitobian-dreo. \v 10 Nienga tao Elima areo ka nitoby tegne akekin'ny Ranomasina Mena.