plt-x-tanala_num_text_reg/32/01.txt

1 line
451 B
Plaintext

\v 1 Ary ny taranak'i Robena sy Gada die nanagna biby fiompy rahabe. Laha hitan-dreo ny tanin'i Jazera sy Gileada, die toerana mahafinaritre hôn'ny biby fiompy ilay tany. \v 2 Die avy nivoria tamin'i Mosesy, tamin'i Eleazara mpisorogna, ary tamin'ny mpitarika ny fivondrognana ny taranak'i Gada sy Robena. Hoy areo hoe: \v 3 "Itoy ny lisitr'ireo toerana ijay efa nihadihadinay: Atarota, Dibona, Jazera, Nimra, Hesbona, Elale, Sebama, Nebo, ary Beona.