plt-x-tanala_num_text_reg/18/03.txt

1 line
476 B
Plaintext

\v 3 Tokone hanompo anao sy ny lay manontolo areo. Kanefa, ôka areo tsy hagnarivo ny raha ao amin'ny fitoerana masina na mifandray amin'ny alitara, fa ho faty anao die areo koa. \v 4 Tokone hagnantogna anao areo ka hikarakara ny tragno lay fihôgnana, hôn'ny asa abiaby mifandray amin'ny lay. Tokone tsy hagnarivo anao ny vahiny. \v 5 Ôka anao handray andraikitra hôn'ny fitoerana masina ary hôn'ny alitara mba tsy hevian'ny havignirako eo amin'ny janak'Israely indraike.