plt-x-tanala_num_text_reg/04/31.txt

1 line
420 B
Plaintext

\v 31 Ijao ny andraikitran-dreo sy ny asan-dreo amin'ny fanompôn'ijy abiaby hôn'ny tragno lay fihôgnana. Tsy mentsy mikarakara ny entagnan'ny tabernakely, ny hidin'ijay, ny andry, ary ny faladia, \v 32 miaraka amin'ny andrin'ny fitsaràna magnodidigna ny tabernakely, ny faladian'io, ny tsatokany, ary ny tadine, miaraka amin'ny fitôvane abiaby areo. Soraty araka ny agnarana ny fanaka ijay tsy mentsy indôsin-dreo.