1 line
293 B
Plaintext
1 line
293 B
Plaintext
\v 3 Ka Mosesy sy Eleazara mpisorogna nivoria tamin-dreo tao amin'ny tany lemak'i Moaba teo amorogn'i Jordana tao Jeriko nagnano hoe: \v 4 "Isay ny fokon'olo, hatamin'ny rôpolo taogna loho miakatre, araka ny nandidian'i Yaveh an'i Mosesy sy ny fokon'olon'Israely, ijay nivôka ny tany Egypta. |