1 line
301 B
Plaintext
1 line
301 B
Plaintext
\v 10 Nijaka tamin'i Mosesy i Yaveh ka nagnano hoe: \v 11 "I Finehasa janaka lahin'i Eleazara janaka lahin'i Arona mpisorogna, efa nangala ny havignirako tamin'ny fokon'olon'Israely satria liagna tamin'ny jotom-poko tamin-dreo ijy. Ka die tsy niteligna ny fokon'olon'Israely tamin'ny fahasahiako Iaho. |