1 line
385 B
Plaintext
1 line
385 B
Plaintext
\v 38 Die namaly an'i Balaka i Balama hoe: "Indro, efa avy eto aminao iaho. Moa ve managna fahefana hivoria raha iaho niany? Ito voria ijay apetrak'i Yaveh ao am-bavako mandy no ajoko jakaina."\v 39 Niaraka tamin'i Balaka i Balama, ka avy tao Kiriato-hozota areo. \v 40 Die nagnano sorogna ahomby sy ondry i Balaka ka nagnome hena hôn'i Balama sy ny mpitarika ijay niaraka tamin'aje. |