1 line
281 B
Plaintext
1 line
281 B
Plaintext
\v 42 Laha ny amin'ny asasaky ny olon'Israely ijay nalain'i Mosesy laha tamin'ny miaramila ijay nienga tagne an'ady- \v 43 die ondry 337.500, \v 44 ahomby enina arivo sy telo aligna, \v 45 boriky 30.500, \v 46 ary viave enina arivo sy iray aligna ny an'ny asasaky ny fianakaviambe. |