plt-x-tanala_num_text_reg/31/13.txt

1 line
336 B
Plaintext

\v 13 Nienga nivôke nitsena an-dreo tagne avelagn'ny toby i Mosesy, Eleazara mpisorogna, sy ny mpitarika ny fianakaviambe abiaby. \v 14 Fa Mosesy vignitra tamin'ny manam-pahefan'ny tafika, mpifehy ny arivo sy ny kapitenin'ny jato, ijay avy laha tagne an'ady. \v 15 Hoy Mosesy tamin-dreo hoe: "Navelanareo ho velogna ve ny viave abiaby?