1 line
336 B
Plaintext
1 line
336 B
Plaintext
\v 4 Nagnino no nindôsinao mba ho faty atoy amin'itoy efitra itoy ny fivondrognan'i Yaveh, die ahay sy ny biby fiompinay? \v 5 Nagnino anao no nampiakatra anay nivôke laha tagne Egypta nitondra anay amin'itoy toerana mahafadikidiky itoy? Indro, tsy misy voa, aviavy, vôloboke, na apongaben-dagnitre eto, sady tsy misy rano hinomina." |