\v 5 Mandritra ny fotôgnan'ny voadim-pitokagnane abiaby, die tsy hisy hety hampesaina amin'ny lohane madra-pahatapitry ny andron'ny fitokagnane hôn'i Yaveh. Ôka hatokagna hôn'i Yaveh ijy. Ôka hagnavela ny volone hihalava amin'ny lohane ijy.