plt-x-tanala_num_text_reg/07/84.txt

1 line
662 B
Plaintext

\v 84 Natokagn'ny mpitarika ny Israely tamin'ny andro nagnosoran'i Mosesy ny alitara io raha io. Natokan-dreo ny vilia volafotsy roe ambin'ny folo, ny vilia jobo roe ambin'ny folo, ny vilia volamena roe ambin'ny folo. \v 85 Ny vilia volafotsy kiraidraike die samby nilanja sekely 130 aby ary ny vilia jobo die nilanja sekely fitopolo. Ny fanaka volafotsy abiaby die nilanja sekely 2.400, araka ny sandan'ny lanjan'ny sekelin'ny toerana masina. \v 86 Ny kiraidraike tamin'ny vilia volamena roe ambin'ny folo, feno ditin-kajo magnitre, die nilanja sekely folo araka ny sandan'ny lanjan'ny sekelin'ny toerana masina. Ny vilia volamena abiaby die nilanja sekely 120.