1 line
380 B
Plaintext
1 line
380 B
Plaintext
\v 15 Laha mirembe ny hagnafoagnana ny voadin'ny sakejane fotôgna ela tafaran'ny naharignesane momba an'ijay ny lelahy, die ijy ny ho tompon'antoke amin'ny fahotane." \v 16 Io ny lalàna nandidian'i Yaveh mba hatoron'i Mosesy- lalàna hôn'ijay eo amin'ny lelahy sy ny sakejane eo amin'iabane sy ny janagne viave laha ao agnatin'ny fahatanorane ao an-dragnon'ny havan'iabane ijy. |