plt-x-tanala_num_text_reg/20/04.txt

1 line
336 B
Plaintext

\v 4 Nagnino no nindôsinao mba ho faty atoy amin'itoy efitra itoy ny fivondrognan'i Yaveh, die ahay sy ny biby fiompinay? \v 5 Nagnino anao no nampiakatra anay nivôke laha tagne Egypta nitondra anay amin'itoy toerana mahafadikidiky itoy? Indro, tsy misy voa, aviavy, vôloboke, na apongaben-dagnitre eto, sady tsy misy rano hinomina."