plt-x-tanala_num_text_reg/09/22.txt

1 line
373 B
Plaintext

\v 22 Na indroe andro, na ray volagna, na herintaogna ny nijanognan'ny rahogna teo ambonin'ny tabernakely, laha mbola nijanogna teo koa ijay, die nijanogna tao an-tobine ka tsy nenga ny fokon'olon'Israely. Fa isaky ny nakarina ny rahogna, die nagnenga tamin'ny diane areo. \v 23 Nitoby araka ny didin'i Yaveh areo. Nankatò ny didin'i Yaveh nomena laha tamin'i Mosesy areo.