\v 5 Fa laha maharegny momba ny voadine sy ny fampagnantenane iabane, ka laha tsy mijaka na ino na ino amin'aje, die ny voady abiaby ijay natane tamin'ny tegnane die hanan-kery hatragne.