\v 8 Andriamanitra ny nitondra an'aje mivôke an'i Egypta, amin'ny tanjaka manahaka ny ahombidia. Hiteligna ny firenena ijay manohitra an-dreo Ijy. Hanorotoro ny tôlagnan-dreo Ijy. Hitifitra an-dreo amin'ny tsipìkane Ijy.