1 line
279 B
Plaintext
1 line
279 B
Plaintext
\v 22 Die namboarin'i Mosesy ijay nandidian'i Yaveh hamboarine. Nalaine i Josoa ka napetrakane eo alohakan'i Eleazara mpisorogna sy ny fiaraha-monigna manontolo ijy.\v 23 Nametraka ny tagnane tamin'aje ka nandidy an'aje mba hitarika, araka ijay efa nandidian'i Yaveh hamboarine. |