\v 24 Io, mitsangagna manahaka ny liom-bavy ny olo, manahaka ny fivoahan'ny liogna ka mandraha. Tsy mandrimandry ijy laha tsy efa mihinagna ny ajone ka minogna ny ràn'ijay nivonine."