1 line
312 B
Plaintext
1 line
312 B
Plaintext
\v 23 Laha avy tao amin'ny Lohasahan'i Eskola areo, die nanapaka sampam-boloboke. Nibatain'ny roe tamin-dreo tamin'ny fioke ijay. Nitondra apongaben-dagnitre sy aviavy mandy koa areo. \v 24 Ijay toerana ijay die nangihina hoe Lohasahan'i Eskola, noho ny sampam-bôloboke ijay nitapahin'ny fokon'olon'Israely tao. |