plt-x-tanala_num_text_reg/10/35.txt

1 line
255 B
Plaintext

\v 35 Laha menga ny fiara, die mijaka Mosesy hoe: "Mitsangàna, ry Yaveh. Abolejo ny fahavalonao. Ampilefaso henga eo Aminao ijay tsy tia Anao." \v 36 Laha mijanogna ny fiara, die mijaka Mosesy hoe: " Mipodiana, ry Yaveh, amin'ny Israely agn'aligne maro."