1 line
310 B
Plaintext
1 line
310 B
Plaintext
\v 7 Avy teo die tsy mentsy manasa ny akanjone sady mandro amin'ny rano ijy. Sady mba ho afaka hegneo an-toby, ijay hitobohane maloto mandra-pahaligna ny andro ijy. \v 8 Ijay nagnoro ny ahomby vavy kely die hanasa ny akanjone amin'ny rano ka hoandro amin'ny rano. Hitoboke maloto mandra-pahaligna ny andro ijy. |