1 line
382 B
Plaintext
1 line
382 B
Plaintext
\v 18 Fa ny mpanjakan'i Edoma namaly an'ajy hoe: "Tsy mahajo momba eto anareo. Laha momba anareo, die ho avy miaraka amin'ny sabatra hanafika anareo iaho." \v 19 Ka ny fokon'olon'Israely nagnano tamin'aje hoe: "Hamakivaky ny lalàm-be ahay. Laha minogna ny ranonao ahay na ny biby fiompinay, die honeranay ijay. Abilay fotsine ahay mba handeha hongotre, fa tsy hambôtra raha hafa." |