plt-x-tanala_num_text_reg/13/05.txt

1 line
272 B
Plaintext

\v 5 laha tamin'ny fokon'i Simeona die Safata, janaka lahin'i Hory; \v 6 laha tamin'ny fokon'i Joda die i Kaleba janaka lahin'i Jefona;\v 7 laha tamin'ny fokon'Isakara die i Jigala janaka lahin'i Josefa; \v 8 laha tamin'ny fokon'i Efraima die i Hosea janaka lahin'i Nona;