plt-x-tanala_num_text_reg/09/13.txt

1 line
588 B
Plaintext

\v 13 Fa ny olo ijay madio sady tsy nandia lavitre, nefa tsy mitandrigna ny Paska, ijay olo ijay die hifongorina tsy ho eo amin'ny olo satria tsy nagnatitra ny fagnatitra ijay nitakin'i Yaveh amin'ny fotôgna rekitre amin'ny taogna ijy. Ijay olo ijay die hibata ny hadisône. \v 14 Laha misy vahiny maonigna eo aminao ka mitandrigna ny Paska ho voninahitr'i Yaveh, ôka ijy hitandrigna an'ijay sady hagnano ny didine abiaby, ka hankatò ny fitsipiky ny Paska, ka mankatò ny lalàna amin'ijay. Ôka hanagna lalàna mitovy hôn'ny vahiny sy ny abiaby ijay efa teraka ao amin'ny tany anao."