plt-x-tanala_num_text_reg/24/21.txt

1 line
270 B
Plaintext

\v 21 Avy teo die nijaha tagne amin'ny Kenita i Balama ka nanomboka ny faminaniane. Hoy ijy hoe: "Ny toerana ijay itobohanareo die mahere, ka ny akaninareo die ao amin'ny harambato. \v 22 Na die ijany aja anefa die ho potike i Kaina laha mitondra anao ho babo i Asyria."