|
\v 17 Mahita an'Aje iaho, fa tsy eto Ijy ijao. Mijaha an'Aje iaho, fa tsy marivo eto Ijy. Hisy kintagna hivôka laha tamin'i Jakoba, ary tehim-panjakana hisandratre laha tamin'Israely. Hanorotoro ny mpitarik'i Moaba ijy sady hamotoka ny taranak'i Seta abiaby. |