plt-x-tanala_num_text_reg/26/38.txt

1 line
492 B
Plaintext

\v 38 Ny fokon'ny taranak'i Benjamina die ito aby: laha tamin'i Bela, ny fokon'ny Belita, laha tamin'i Asibela, ny fokon'ny Asibelita, laha tamin'i Ahirama, ny fokon'ny Ahimarita, \v 39 laha tamin'i Sefofama, ny fokon'ny Sefofamita, laha tamin'i Hofama, ny fokon'ny Hofamita. \v 40 Ny janaka lahin'i Bela die i Arda sy Namana. Laha tamin'i Arda najahôna ny fokon'ny Ardita, laha tamin'i Namana najahôna ny fokon'ny Namanita. \v 41 Io ny fokon'ny taranak'i Benjamina. Miisa 45.600 lahy areo.