plt-x-tanala_num_text_reg/15/22.txt

1 line
682 B
Plaintext

\v 22 Hagnota tsy kinahy anareo indraindraike, laha tsy mankatò ireo didy abiaby ijay efa nivorianiko tamin'i Mosesy ireo anareo- \v 23 ny raha abiaby efa nandidiako anareo tamin'ny alalan'i Mosesy hatamin'ny andro nanombohako nagnomejana didy ka mitohy mandritra ny taranaky ny fokon'olonareo. \v 24 Amin'ny trangan'ny fahotana tsy kinahy amin'ny tsy fahalalan'ny fiaraha-monigna, die ôka hagnome vatotr'ahombilahy raike ny fiaraha-monigna manontolo ho fagnatitra orôna mba hamokatre hagnitre magnim-pofogna hôn'i Yaveh. Miaraka amin'ijay die ho vita ny fagnatitra hohanina sy fagnatitra nomina, hôtran'ny nandidiana tamin'ny didy, ary osilahy raike ho fagnatitra noho ny ota.