plt-x-tanala_num_text_reg/11/28.txt

1 line
408 B
Plaintext

\v 28 Josoa janaka lahin'i Nona, mpagnampin'i Mosesy, raike tamin'ny lelahy vôfidine, die nijaka tamin'i Mosesy hoe: "Ry Mosesy tompoko, sakagny areo." \v 29 Hoy Mosesy tamin'aje hoe: "Saro-piaro nohon'ny amin'ahe ve anao? Magniry iaho laha mba mpaminagny aby ny fokon'olon'i Yaveh abiaby ka hametraka ny Fagnahine amin'ijy abiaby io Ijy!" \v 30 Avy teo Mosesy sy ny loholon'Israely nipody tao amin'ny toby.