plt-x-tanala_num_text_reg/01/30.txt

1 line
267 B
Plaintext

\v 30 Nisaina ny agnaran'ny lelahy abiaby ijay rôpolo taogna na mihôtre afaka mienga an'ady laha tamin'ny taranak'i Zebolona, laha tamin'ny fireketana an-tsoratre ny antokon'ny rajambene sy ny havan-dreo. \v 31 Niisa 57.400 lahy areo laha tamin'ny fokon'i Zebolona.