plt-x-tanala_num_text_reg/01/28.txt

1 line
264 B
Plaintext

\v 28 Nisaina ny agnaran'ny lelahy abiaby ijay rôpolo taogna na mihôtre afaka mienga an'ady laha tamin'ny taranak'i Isakara,laha tamin'ny fireketana an-tsoratre ny antokon'ny rajambene sy ny havan-dreo.\v 29 Niisa 54.400 lahy areo laha tamin'ny fokon'i Isakara.