|
\v 6 Namaly an'ireo taranak'i Gada sy Robena i Mosesy hoe: "Tokone hienga mba hiady ve ny rahalahinareo laha anareo koja magnorim-ponegnana eto? \v 7 Nagnino no hakiviana tsy hienga agne amin'ny tany ijay nomen'i Yaveh an-dreo ny fon'ireo fokon'olon'Israely? |