1 line
312 B
Plaintext
1 line
312 B
Plaintext
\v 36 Laha regnin'i Balaka fa agne i Balama, die nivôke hitsena an'aje tao an-tanànan'i Moaba tao Arnona ijy, ijay tao amin'ny faritany. \v 37 Hoy Balaka tamin'i Balama: "Moa ve tsy nagniraka lelahy mba hangaika anao iaho? Nagnino anao no tsy avy tamin'ahe teto? Moa ve tsy afaka magnome voninahitra anao iaho? |