1 line
383 B
Plaintext
1 line
383 B
Plaintext
\v 35 Ny fokon'ny taranak'i Efraima die ito aby: laha tamin'i Sotela, ny fokon'ny Sotelita, laha tamin'i Bekera, ny fokon'ny Bekerita, laha tamin'i Tahana, ny fokon'ny Tahanita. \v 36 Ny taranak'i Sotela, die laha tamin'i Erana, ny fokon'ny Eranita. \v 37 Io ny fokon'ny taranak'i Efraima, ijay miisa 32.500. Io ny fokon'ny taranak'i Josefa, isaina ao amin'ny taranakane kiraidraike. |