\v 20 Eo agnilan-dreo no hisy fokon'i Manase. Ny mpitarika an'i Manase die i Gamaliela janaka lahin'i Pedazora. \v 21 Miisa 32.200 ny ao amin'ny fijarane.