plt-x-tanala_num_text_reg/26/12.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 12 Ny fokon'ny taranak'i Simeona die ito aby: laha tamin'i Nemoela, ny fokon'ny Nemoelita, laha tamin'i Jamima, ny fokon'ny Jaminita, laha tamin'i Jakina, ny fokon'ny Jakinita, \v 13 laha tamin'i Zera, ny fokon'ny Zerita, laha tamin'i Saoly, ny fokon'ny Saolita. \v 14 Io ny fokon'ny taranak'i Simeonita, ijay miisa 22.200 lahy.