plt-x-tanala_num_text_reg/10/17.txt

1 line
441 B
Plaintext

\v 17 Ny taranak'i Gersona sy Merary, ijay nendraikitra ny tabernakely, die nagnajotso ny tabernakely ka nenga tamin'ny dian-dreo. \v 18 Avy teo, ny tafika teo ambanin'ny fagnevan'ny tobin'i Robena die nenga. Elizora janaka lahin'i Sedeora nitarika ny tafik'i Robena. \v 19 Selomiela janaka lahin'i Zorisaday nitarika ny tafiky ny fokon'ny taranak'i Simeona. \v 20 Eliasafa janaka lahin'i Doela nitarika ny tafiky ny fokon'ny taranak'i Gada.