plt-x-tanala_num_text_reg/10/03.txt

1 line
388 B
Plaintext

\v 3 Ny mpisorogna die tsy mentsy hitsoke ny trompetra mba hangihana ny fengonana abiaby hitambatra eo alohakanao eo amin'ny fidirana megnao amin'ny tragno lay fihôgnana. \v 4 Laha trompetra raike mandy no tsofin'ny mpisorogna, die hivory aminao eo ny mpitarika, ny lohan'ny fokon'Israely. \v 5 Laha mitsoke famantarana mahare anareo, die hanomboke ny dian-dreo ny toby agne atsignanana.